Wada & Yoongs - MALAHELOISATION [Madaghost Production - Nouveauté Clip Gasy 2022]

Wada & Yoongs - MALAHELOISATION [Madaghost Production - Nouveauté Clip Gasy 2022]

Madaghost Production

1 год назад

1,599,991 Просмотров

Ссылки и html тэги не поддерживаются


Комментарии:

Mampita Iorenana
Mampita Iorenana - 01.01.2023 12:37

On est la réunion
On est réunis
On est imbéciles
On est heureux
On est beaucoup
Malahelo aho milaza aminao fa mahafinaritra ahy ny aty (x2)
Malahelo, malahelo hilaza amin’iza ?
Sa hilaza milaza amin’ny loza ?
Sa hilaza amin’azy ?
Sa haninona ?
Tsy haiko izay any aloha fa manonja ny ndrisimbe ?
Ahontsano ny dongombe
Mba mandeha ve ny business sa ?
Elah efa diso resy sa ?
Sa izaho ve no diso be ?
Fa elah efa diso mety dia tsy matahotra diso be ?
Dia mangataka 19
On est les dizin'ever
Mère, veux-tu ?
Comment les fesses ?
Combien de quoi ?
6 mois à l’avance
Sans emmerdement
Tu es mort d’amour beaucoup pour moi
Refrain :
On est la réunion
On est réunis
On est imbéciles
On est heureux
On est beaucoup
Malahelo aho milaza aminao fa mahafinaritra ahy ny aty (x2)
Malahelo aho milaza aminao fa mikasokasoka ny chérie
Malahelo aho milaza aminao fa maty kapoka ny chérie ooo
Malahelo, malahelo hilaza amin’iza ?
Sa hilaza milaza amin’ny loza ?
Sa hilaza amin’azy ?
Sa haninona ?
Zakanao nga ny balahazo ?
Raha milentika anaty vovo ?
Vovokelin’ny Bemarivo
Sa hiravaka be marary ?
Trondro be an’ny be sanjila
Miditra be oa ny mangamanga
Mangana anaty ny hafa fijery
Be be tatenta fa ratsy tarehy
Manintona be elah fa be be vola
Oh lesy leeee (x2)
Kiala mihitsy no diso fandriana
Ka niongotra hatramin’ny « vis »-m-pandriana
Tsy haiko zoky na diso variana
Na izaho mihitsy koa no efa be sanjila
Oh lesy leeee
Malahelo aho milaza milaza aminao fa mitsatotsatoka ny taty
Refrain :
On est la réunion
On est réunis
On est imbéciles
On est heureux
On est beaucoup
Malahelo aho milaza aminao fa mahafinaritra ahy ny aty (x2)
Malahelo aho milaza aminao fa kalikaly be ny aty
Malahelo aho milaza aminao fa mantsimantsina ny rahampitso
Misy be kibo malama maina ao
Dia misy bogosy be tsy mitaingina
Miarakaraka be tsy misaina amin’ilay be nono be tsy misangy
Hoy aho endreeeee (x2)
Malahelo aho milaza milaza
Izay ho mamo sy dizina soava
Soava mamo aby eeee
Soava dizina aby oooo
Inona no ataonla raha ny debanla no mikoty ny akizinla ?
Hamaky vava direct elah sa hiandry karama amin’ny fin de mois ?
Téléphone maro vady silencieux halazako mihitsy
Jaojojoby tsy misy frein oa ny silencieux malaza be mihitsy
Fa elah no aveuglé (x2)
Sarotra hajaina ny olona eh
Aleoko mitaiza aliaka
J’en ai marre de vous les stars ah
Isan’andro mahita tantara
Tarehy ratsy lazaina fa tsara
Mpihira ratsy lazaina fa art ah
J’en ai marre de vous les stars ah
Isan’andro mahita tantara
Ho tonga ireo Rasoa sy Rafara
Bevohoka manambady an’ny sahisahy
Hoy aho eeee
J’en ai marre de vous (x2)
Hoy aho eeee
J’en ai marre de vous (x2)

Ответить
KHAIRAH YLLEK
KHAIRAH YLLEK - 24.11.2023 07:00

Quelq'un peut traduire svp 🙄

Ответить
Lucas Calixte
Lucas Calixte - 07.11.2023 20:30

L'a cool la Réunion 😄😄

Ответить
christiana legentil
christiana legentil - 19.10.2023 11:30

Nou lé la réunion toujours ambiance avec Malagasy

Ответить
Jenny Ornela
Jenny Ornela - 30.09.2023 01:31

Sur 🇲🇬🇲🇬

Ответить
Belinda Gonzalez
Belinda Gonzalez - 15.08.2023 13:57

On n est heureux ❤

Ответить
Anny Sébastien
Anny Sébastien - 03.08.2023 09:57

Tsarabe,tanyfrance🇨🇵😎🤑

Ответить
Mathieu Hajaina
Mathieu Hajaina - 01.08.2023 08:36

🧀🧀🧀🧀🧀🧀🍗🍗

Ответить
Fara
Fara - 17.07.2023 15:12

Tiany ny any nefa malahelo hono izy milaza zany 😅 un peu confus . Non ?

Ответить
Belinda Gonzalez
Belinda Gonzalez - 14.07.2023 20:35

Merci ❤ son la dans le cœur

Ответить
Annicha Georgia Raharisoa
Annicha Georgia Raharisoa - 12.07.2023 21:31

C'est trojoli

Ответить
Annicha Georgia Raharisoa
Annicha Georgia Raharisoa - 12.07.2023 21:27

KKKKkk

Ответить
92mesrine
92mesrine - 30.06.2023 19:53

75 🇲🇬 Dinguerie

Ответить
St a
St a - 20.06.2023 14:44

SUN ABOVE 😂😂😂😂🎉🎉🎉🐊💯🇲🇬

Ответить
Vandomme Pascal
Vandomme Pascal - 30.05.2023 22:11

1Million en 5 mois 🔥🔥

Ответить
violette rasolo
violette rasolo - 06.05.2023 14:49

Mampe be😂😂😂😂

Ответить
Eddy Sylvano Michel
Eddy Sylvano Michel - 30.04.2023 19:23

Revekou ty vazo ty , ao tsara ry zalah 👍👊

Ответить
Lea Payenlauret
Lea Payenlauret - 22.04.2023 18:32

POV : les français tromatiser 😭😭🇲🇬

Ответить
Joyboy
Joyboy - 11.04.2023 12:28

Zakanao nga ny balahazo

Ответить
Ryan Charollois
Ryan Charollois - 06.04.2023 21:55

mada laiser
maga maga

Ответить
Ryan Charollois
Ryan Charollois - 06.04.2023 21:53

malaheo steeve

Ответить
Hadidja ADIGA
Hadidja ADIGA - 04.04.2023 14:00

J'adore cette chanson ❤❤❤❤❤❤❤❤❤

Ответить
Zetyy Vurius
Zetyy Vurius - 31.03.2023 20:38

Aaaaaaa!

Ответить
pslarson
pslarson - 30.03.2023 23:17

l’océan indien c’est nous !!🇲🇬🇷🇪🇾🇹🇰🇲🇲🇺🇸🇨

Ответить
Mara Mura
Mara Mura - 30.03.2023 13:25

Europa Park represente !

Ответить
SCARINGELLA Stefano
SCARINGELLA Stefano - 16.03.2023 04:20

Cc

Ответить
Harimalala RASOLOFOSON
Harimalala RASOLOFOSON - 14.03.2023 20:15

Mercie ty

Ответить
R ZA
R ZA - 08.03.2023 13:29

difé souplé 🔥🔥🔥🔥🔥🔥

Ответить
José Yves Gabriel RAZAFIMAHARO
José Yves Gabriel RAZAFIMAHARO - 08.03.2023 09:39

Bravoooooo !! Lesy a !! Nantaniko mintsy ny namako hoe inona no ataon' ny la raha ny deban' ny la no mkt ny ankizy la, de ozy izy hoe miandry karama amin' ny fin de moi eeeee !! Tn ty hira ity no tena tsara indrindra ato ambony tany sady marina le teneniny amin' ny paroly

Ответить
Ray ANDRIANTSOA
Ray ANDRIANTSOA - 04.03.2023 10:59

Zay candidat à la presidentielle mahazo an'ireto mety ho tafa an 🤣😂

Ответить
Kosseeal Sybille
Kosseeal Sybille - 03.03.2023 11:48

🔥🔥🔥🔥🔥🔥

Ответить
Kosseeal Sybille
Kosseeal Sybille - 03.03.2023 11:48

💯💯💯💯

Ответить
Frederic Rakotonimanana
Frederic Rakotonimanana - 02.03.2023 08:49

tsara be 👊👍👍😎😙

Ответить
Fabrice Keisler
Fabrice Keisler - 26.02.2023 21:59

Un merci spécial pour hier toi aussi 😘🥳

Ответить
Frederic Rakotonimanana
Frederic Rakotonimanana - 26.02.2023 19:04

mercisation milai be l malaeloisation 🤗😜😏😝😚😙😙

Ответить
Frederic Rakotonimanana
Frederic Rakotonimanana - 26.02.2023 19:02

tsara lese fale ira lesa ny taloha angaha tsy nalaza julambups retraretra

Ответить
Miaro Razafimahefa R.
Miaro Razafimahefa R. - 24.02.2023 19:23

Mba avoay am Itunes le hira azafady eee

Ответить
johanna baba
johanna baba - 23.02.2023 16:16

MDR 😄😄 ça redonne le sourire

Ответить
Tablette Afantsirabe
Tablette Afantsirabe - 23.02.2023 15:54

😀

Ответить
tianarivo Ralazarivonona
tianarivo Ralazarivonona - 23.02.2023 13:24

Continue🤗👍👍👍👍👍👍👍👍👍👍👍👍

Ответить
Fabrice Keisler
Fabrice Keisler - 20.02.2023 21:46

🇲🇬🇲🇬🇲🇬🎧

Ответить
Fabrice Keisler
Fabrice Keisler - 20.02.2023 21:44

🇷🇪🥺😭🤧néo mon bébé

Ответить
Ace FF
Ace FF - 16.02.2023 20:58

Malahelo ah milaza aminao eo reveko 🚶‍♂️

Ответить
RANDRIAMAMPIANINA Meraniaina
RANDRIAMAMPIANINA Meraniaina - 16.02.2023 17:15

🤣🤣 zany🤣🤣🤣😅

Ответить
goodvibes🔥🍁
goodvibes🔥🍁 - 14.02.2023 00:41

Depuis le bled🇲🇬 jusqu'ici 🇨🇵🔥 toujours de l'ambiance 🎶✨on en a pas marre de vous les star a ! Continue !

Ответить
Franco Randria
Franco Randria - 13.02.2023 18:17

Milay eeeeee!

Ответить
Fenitra Randriamitantsoa
Fenitra Randriamitantsoa - 11.02.2023 02:37

hira tsisy ilàna azy

Ответить
TheAnalamanga
TheAnalamanga - 09.02.2023 17:00

izany ve tsy mamely tena ihany amin ilay hoe "hira ratsy lazaina fa art"

Ответить
garga mel
garga mel - 06.02.2023 19:30

C'est quoi cette Musique de Singe ??

Ответить
Melly ジ
Melly ジ - 06.02.2023 08:07

Wtf 👀😂

Ответить