Комментарии:
Jusn’orange + jusna manga
ОтветитьTs ho takatry ny niveau t2 zany resakao zany Koto ah!
Ответить😂😂
ОтветитьAiza kosa de Maty ho azy kkk
Ответить😂😂😂🎉
ОтветитьManao ino i Andry Rajoelina Français io ry Koto, manao famonoagna firenena sa fangalarana harenam-pirenena ? Hoanazy sy ny foanakaviany.
ОтветитьEfa naveriko indro mihaino ty video ity
Vao azoko ny tinao resahiny . Fa ho Maro ny olo tsy ahatakatra ity video ty
Gravy be koa ilay ironie letie kkkkk .
ОтветитьMahazo tsiny ndray enao ry koto fa tsy ho takatry ny olona ny heso teny ataonao io kkkkk
ОтветитьManeso ve Koto izany eee kkkk zay indray tsitako
ОтветитьF‘angaha moa ianao ry Koto tia ny Rajoelina ndray ! Ianao mitatata manaratsy an‘i Rajoelina amin‘ny you tube isan’andro sa tsy mahita tenenina intsony,mivadibadika be ihany ny hevitrao!
ОтветитьIalahy aloha ry Koto....!!!!
Ответить😂😂😂😂
ОтветитьAhitriko fotsiny ho anareo ny mikasikan'ny lalam-panorenena, eo @ilay article resaka probagandy, fitokanana, fanomezana zavatra. .Ilay izy tsisy milaza mihintsy fa ny filoha no tsy mahazo mananao an'izany, fa ireo kandida , toy ny fifidiana rehetra.Ny mpiasampanjakana eo ampiarin'asa no tsy mahazo mandray anajara @izany.Ilay mpnanao analyse koa moa toa tena avaram-pianarana be, ka mahay manazava @ny heritreriny , fa zavatra tsisy mitombona mihintsy.
ОтветитьTiako fanaovana azy Koto 😂😂😂
ОтветитьKkkkkkk Io indray koto s'y n'y talentany tsarabe le vidéo super.
ОтветитьIanao imba makanesa aty
ОтветитьMivadibadi dela fa taloha ianao , tsy mamely mpitondra fa ianao anisan mamono olona tsy efa itanao tsy anasa betsaka ianao miovaova palitao
ОтветитьKe ny vahoaka tsimety misy betro mba hitsinjo ny hoaviny ke abakainy Rajoelina ke dikaviny le Lalana misy ary efa voavidiny aby CENI SY NY HCC DE lasa izy panao propagande ke 😅
ОтветитьFa kory Koto zegny? Niova ny fomba ny fijerinao an’Andry R???
ОтветитьIzaho koa dia gaga @ "Firaisankina" hoe hitory eny @ HCC. Efa fantatra mialoha fa ho "azo raisina" ihany izany fitoriana izany fa tsy maintsy hatao interprétation ahazoana mi-comprendre an-dRajoelina.
Ahoana koa no hanakianan'i Koto ny vondrona Isika Rehetra Miaraka @ Andry Rajoelina? Angaha any Frantsa tsy misy "isika rehetra miaraka @ Macron"?
Akory aby isika malagasy ❤🇲🇬ka izao anie no izy : efa tandra vadikoditra @ i Rajoelina ny fampielezankevitra vantany vao voafidy t@ 2019 izy dia propagande foana no tena manavanana azy ka tsy misy mahasahy manoro azy ny tena anton’asany 🤷🏿♂️ka ho hitantsika eo @ny 29 mai mahereza ry havako aby oh ❤🥰
Ответить🤣🤣🤣tous les moyens sont bon eeee
Ответить🤣🤣🤣🤣🤣🤣🤣🤣🤣
ОтветитьMAMPIESONA
ОтветитьKoto a kkkkk
ОтветитьTsy mamely ela ry zokibe menatra ra ela
ОтветитьKkkkkkk ll tena Marina izany eee Kkkkkkk
Ответить😂Aoka hazava fa tsy ny filoham-pirenena no ferana tsy mahazo mitokana ny zava-bita !!! Tsy misy resaka an'izany velively ny lahateny filohany HCC fa kosa ferana ho an'ireo Député manaiky ny hilatsa-ko fidiana ny tsy fahazoan-dalana mitokana ny zava-bita fa tonga mihatra @ ampahany vato azo sy manontolo ny fanafoanana tanteraka izany....NB tsy misy resaka présidént de la république ny voalazany lahateniny tao n'a de averina injato amparivo izany
ОтветитьAza mitapy ry Koto,ianao Na ilelaka an' Andry RAJOELA aza efa anaty lisitra maity
ОтветитьTsy marina mihitsy hoe tsy misy mahala ny toerana alehandRajoel fa aza mirediredy,
ОтветитьMangina aneo no mahazo avy aminy any e fa tsy hitan'ny maso be anao io ve Ty tsy fandriampahalemana MBA mieritrereta
ОтветитьEfa mitapy ko le kindinavany ity
ОтветитьEfa any suisse i Andry rajoelina ,sao hihaona aminy ianao !!😂😂😂
Ответить